|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kitoka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fisafoahana mandalo, hasarotam-po, fahalonilony, fahasosorana. [1.1]
Tovy hevitra  4  kitokitoka

Teny iditra (2/2)5  kitoka
Sokajin-teny  6  anarana
Voambolana  7  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Fanazavàna teny malagasy  8  fanenitra [Bara] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  9  guêpe. [Tankarana] [1.19]
10  guêpe [1.13]
Tovy hevitra  11  kitoky

Fivaditsoratra  12  kitoka, kotika, tokika

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31