Teny iditra | 1 kitokitoina |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mora tezitra, sarotra iraharahana, sarotra ihavanana, kizitina: Kitokitoina aoka izany io vehivavy io |
Fototeny | 4 kitoina |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 6 kitoina |
Fivaditsoratra | 7 ikitokitona, kitokitoina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |