Teny iditra kitongatonga (tonga)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny tany tsy marin-tampona, tsy mitovy tantana, kitoantoana [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay état de ce qui est raboteux, inégal [Abinal 1888]
Sampanteny 

Teny iditra kitongatonga (tonga)
Sokajin-teny anarana
Fandikana frantsay manière de tresser les cheveux. Comme tsitongatonga, qui est plus usité [Abinal 1888]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31