|
|
|
|

Teny iditra1  kitoza
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Hena nodidiana lavalava ka alona sira mba ho azo tehirizina, ary ahantona eo ambony fatana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] salted and dried meat
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] viande boucanée
Ohatra  6  Nisy arivo mahery ny isan' ny kitoza vitanay. [2.472#]
7  Masa-bary maito kitoza lehiroana, hoy izy, fa andeha itsy izy. [2.643#]
Voambolana  8  Toe-karena: hanina
Sampanteny 
9  Matoantenin' ny mpanao :
10  Matoantenin' ny iharana :
11  Matoantenin' ny fameno :
12  Anarana :
Kamban-teny 
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny kitoza io

Fivaditsoratra  19  kitoza, tikoza

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21