|
|
|
|

Teny iditra1  kitraina
Fototeny  2  kitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Kotabaina, kotranina: Kitrain' ny ahiahy ny saiko
Ampanenoina: Nokitrainy ny vola tao am-paosiny ka gaga ny mpandalo
Sokirina, kitihina, taomina, vokisana: Nokitrainy hanaraka azy ny zanako
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny kitraina io

Fivaditsoratra  10  akitrany, antraiky, ikitrana, itraikan, katrinia, kitraina, niatrika, niritaka, nitarika, nitraika, nitriaka, takariny

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21