|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  kitro
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ny fipetraky ny vatom-panorona eo amin' ny tampona anankiroa tsy mifanitsy.
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
5  Matoantenin' ny iharana :
6  Matoantenin' ny fameno :
7  Anarana :
8  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/5)14  kitro
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny malagasy  16  [1.1] Faritra mafimafy mamarana ny tongotry ny biby, toy ny omby, soavaly... izay ahafahany mandeha amin' ny vato: Tsy mivaky toy ny an' ny omby ny kitron-tsoavaly
17  [1.13] faritra mafy mamarana ny tongotry ny biby mihinana ahitra
Fanazavàna teny anglisy  18  [1.7] a hoof
Fanazavàna teny frantsay  19  [1.3, 1.19, 1.8] sabot des animaux
20  [1.13] sabot
Voambolana  21  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Kamban-teny 

Teny iditra (3/5)23  kitro
Sokajin-teny  24  anarana
Fanazavàna teny malagasy  25  [1.1] Zavatra toy ny holatra maniry eo amin' ny tanana miasa mafy noho ny fitanana angady, ohatra, na eo amin' ny tongotra noho ny tongotra mikiraro: Efa maniry kitro mihitsy ny tanako amin' ny asa tany nataoko omaly
Loto efa mandry ka tonga mafy amin' ny vody nify.
Fanazavàna teny anglisy  26  [1.7] a callus or corn
Fanazavàna teny frantsay  27  [1.3] callosité
28  [1.3] tartre des dents
29  [1.54] durillon
Voambolana  30  Haiaina
Tovy hevitra  31  kotro
Kamban-teny 

Teny iditra (4/5)35  kitro
Sokajin-teny  36  anarana
Fanazavàna teny malagasy  37  [1.78] [Taisaka] angady kely
38  [1.78] [Bara] angady tonta, angady montro
39  [1.78] [Tanosy] lefona

Teny iditra (5/5)40  kitro
Sokajin-teny  41  anarana
Fanazavàna teny malagasy  42  [1.78] [Taisaka] zafindohalika
Voambolana  43  Fifandraisana: fianakaviana

Fivaditsoratra  44  kitro, kotry, otrik, troky

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21