Teny iditra | 1 kitrokely |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] ilay taolana mivohitra miranirany eo anelanelan' ny ranjo sy ny tongotra; ny kitrokely dia karazana kambon' ny tendron' ireo taolan-dranjo anankiroa |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.13] cheville |
Voambolana |
5 Haiaina |
Singan-teny | 6 kitro, kely |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |