|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kitroy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Betsileo] angady kely enti-misava ahitra amin'ny vary

Teny iditra (2/2)4  kitroy
Sokajin-teny  5  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana kitroina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  6  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.3]
Fototeny  8  kitro

Fivaditsoratra  9  kiroty, kitroi, kitroy, otriky, ritiko, rôtiky

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21