Teny iditra (1/6) | 1 kitso |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] zavatra marani-doha |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/6) | 8 kitso |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
10 [1.1] Fivoahan' ny tsinaim-body (aretina) |
Fanazavàna teny frantsay |
11 [1.54] hémorroïdes |
Voambolana |
12 Fahasalamana |
Teny iditra (3/6) | 13 kitso |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
15 [1.1] Teny ilazana ny vava fivalanana raha toa ka tsy tiana hivantana ny fitenenana fa miresaka amin' olom-pady |
Fanazavàna teny frantsay |
16 [1.13] clitoris |
Voambolana |
17 Haiaina |
Teny iditra (4/6) | 18 kitso |
Sokajin-teny | 19 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
20 [1.19] [Tankarana]
sentier des sangliers en forêt. |
Teny iditra (5/6) | 21 kitso |
Sokajin-teny | 22 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
23 [1.78] [Bara]
famaram-bary |
Tovy hevitra | 24 kintso |
Teny iditra (6/6) | 25 kitso |
Sokajin-teny | 26 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
27 [1.78] [Taisaka]
totozy |
Anaram-biby |
|
Fivaditsoratra | 29 kitso, kotsy, tsiko, tsoky |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |