Teny iditra kitsokiloha
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Bara] Enti-milaza tandrok' omby mitovy fandry mirona any aoriana [Rajemisa 1985]
Mpanahaka  Bikan' ny tandrok'omby

2013/02/01