Teny iditra |
kivalavala
(valavala)
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Be vazivazy, be vosobosotra somary tsy mendrika, olona tsy ampoka [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Said or done in jest; showing disrespect [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Fait ou dit par plaisanterie [1.3, 1.8]
|
| Qui aime à plaisanter, à rire [1.3]
|
| Peu respectueux [1.8]
|
Ohatra |
1 | Indraindray misy kivalavala ka nanontany hoe : Lahy sa vavy izao zanakao Raparitra?
[2.285]
|
2 | Ianao mpitana an-dRamasobe sampin-dRavololona sampy malaza, hoy ilay anankiray kivalavala izay
[2.588]
|
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
kivalavala
(vala)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fefifefy amaritana tanàna na voly [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Petit parc, petit entourage [1.3]
|
|
Teny iditra |
kivalavala
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Anja-by lavalava fanaovana tefy madinidinika [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Fer réduit en tringle et devant servir à forger de petits objets [1.3]
|
|