|
|
|
|

Teny iditra1  kivazivazy
Fototeny  2  vazivazy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Teny atao mba hampihomehy, teny atao nefa tsy tokony hoheverina ho tena izy fa sarisariny fotsiny: Be kivazivazy koa Rangahy ity izany
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] joking, horseplay
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#341] Plaisanterie, négligence, manque de respect
7  [1.8] plaisanterie familière
Ohatra  8  kivazivazy ny an' ialahy, hoy ilay iray. [2.472#241]
9  Dia indro izy sy ny Komandy mba revon'ny kivazivazy. [2.895#156]
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny mpanao :

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21