Teny iditra kizahasina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Hazo lehibe mahafinaritra mety hahatratra roapolo metatra ny haavony ary dimampolo santimetatra ny tsipika mamaky ny afovoany; manimanitra izany ny fofon' ny voany ary misy voamadinika mety hahazoana menaka mifanahatahaka amin' ny dibera (Symphonia sp) [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Anarana siantifika Symphonia

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31