Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
kizakiza
Sokajin-teny
anarana
Fanazavàna teny malagasy
Famingavingana, fanazimbazimbana, fanivaivana.
[
1.1
]
Sampanteny
matoantenin' ny mpanao :
mampankizakiza
,
mampifankizakiza
,
manakizakiza
,
manizakiza
,
mifankizakiza
matoantenin' ny iharana :
kinizakiza
,
kizakizaina
,
voakizakiza
matoantenin' ny fameno :
anizakizana
anarana :
fanizakiza
,
fanizakizana
,
mpanizakiza
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31