| Teny iditra | 1 kizakizaina |
| Fototeny | 2 kizakiza |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Atao tsinontsinona, ivaivaina, vingavingaina: Aza kizakizaina toy izany aho fa olona mba manana ny hajako
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 Dépréciation, manque de respect
[1.3#342] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|