|
|
|
|

Teny iditra1  kizo tokana
Singan-teny  2  kizo, tokana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] lalana tsy misy afa-tsy tokana: Lalana kizo tokana ny fahafatesana (ny fahafatesana no hany tokana fiafaran'ny fiainana)
Ohatra  5  Lalana tery kizo tokana avy ao andrefana no hany fidirana mankao. [2.508]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07