|
|
|
|

Teny iditra1  koaitra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.60] vehivavy mpivaro-tena, makorelina
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.19] [Tankarana] koera
5  [1.60] prostituée, pute, putain
Tsipelina hafa  6  koetra
Tovy hevitra  7  daba lôka, dakôtà, kapa vy, kôdy, kôksa, mafy tratra, makôsà, mandôlina, mazava alina, mpijangajanga, oui, ramavo, sipa gôka, tsimirirana, tsy vaky atonta

Fivaditsoratra  8  akatrio, akitrao, akotray, aotrika, atariko, atraiko, atrokay, itarako, karaoty, koaitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02