Teny iditra koba
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Vary voatoto malemy dia malemy: Mbola koba ihany no hanin' io marary io
¶ Mofo vita amin' izany totom-bary izany: Tiako ny mofo koba misy voanjo
¶ Dity atao amin' ny totombary [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy flour; dough [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay farine; pâte [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay ¶ famolavolana koba: pétrissage d'une pâte [SLP 1986]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Koba, akondro, mofogasy no hozarainy ho an-janany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 8]
2Nampombaina azy koa ny koba tsara toto voaharo diloilo ary ny divay. [Randzavola: Baiboly, takila 265]
Teny nalaina 

Teny iditra koba
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Tsy afapanadinana: Koba Rakoto tamin' ny fanadinana ka nampalahelo. [Rajemisa 1985]

2014/06/02