Teny iditra | 1 kobabaina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fototeny | 3 kobaba |
Haiendriteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Atao maimaika, mehina, dodonana, rotorotoina: Aoka hilamina fa aza kobabaina ny raharaha |
Fanazavàna teny frantsay |
9 [1.3#343] Qu'on dit ou qu’on fait avec précipitation, qu’on fait hâter. Aza kobabainao ny raharaha. Ne faites pas le travail avec trop de précipitation |
Fivaditsoratra | 10 ikobabana, kobabaina, nababokay |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |