Teny iditra | 1 kobaka am-bava |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Singan-teny | 3 kobaka, vava |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] paroles flatteuses, adulation |
Ohatra |
5 [2.298] Ary ny kabary sasany, dia zary kobaka am-bava na rendrarendra foana.
6 [2.470] Eny e, ny vola aman-karena tokoa no mahaolona, ary tsy lainga na kobaka am-bava fotsiny fa tena vonona ny hampiadana azy rehetra tokoa Ravokatra. |
Kamban-teny rehetra |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |