Teny iditra kobokatoka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] trafo na fivontosana eo an-katoka na eo an-tsoroky ny mpilanja entana [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay  [Taisaka] bombement de la nuque chez les vieux bourjanes [Deschamps 1936]
Voambolana 

2009/02/23