|
|
|
|

Teny iditra1  kodedehina
Fototeny  2  kodedika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Tenenina miboredika: Tsy azoko ny teniny satria kodedehiny daholo ny teny lazainy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  Qu’on bredouille, qu’on n’articule pas, que l'on dit avec précipitation [1.3#345]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  10  kodedena

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/28