|
|
|
|

Teny iditra1  kodia vato
Singan-teny  2  kodia, vato
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] hidimbavahadin' ny tanàna, izay akodia no fanidiana azy rehefa amin' ny alina na raha tonga handroba ny fahavalo
Sary 

Fivaditsoratra  6  kodia vato, voatodika

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21