Teny iditra (1/2) | 1 kofafa |
Fototeny | 2 fafa |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fitaovana entina hanilihana na hanesorana ny vovoka sy ny loto amin' ny efitrano na ny tokotany (ny kifafa dia mety ho fototra horona iray mihitsy na bozaka nofehezina ho amboara) |
Ohatra |
5 Nandray kofafa tokoa izy, ka nony nadio ny tany ambany fanaka rehetra, dia namaoka ny fanaka. [2.332#] 6 Ny iray manao sikidy amin' ny voapano, ny iray amin' ny katsaka, ny iray amin' ny fasika, ary ny iray kofafa. [1.437#] |
Tovy hevitra | 7 kifafa |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny kofafa io |
Teny iditra (2/2) | 10 kofafa |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
12 [1.196] (préfixe ko augmentatif ; et fafa : balai). Nom d'une Graminée très appréciée pour faire des balais. Elionurus tristis Hack.(Poaceae). D'après R. Bost., cité par Bosser, sa décoction est administrée contre la dysenterie. Dépourvue de valeur fourragère. On l'appelle aussi ahitsorohitra. [Betsileo]
|
Voambolana |
13 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 15 fafako, kofafa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |