Teny iditra | kofohina (kofoka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Hetsiketsehina: Aza kofohina ny lavenona fa miely eran' ny trano [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | fikohona, finakoho, kofohina, kohofina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |