Teny iditra | 1 koha-dambo |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] kohaka mikotrokotroka mafy |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [2.415#6754] Toux de sanglier. Se disait d' une toux qui résonne. |
Voambolana |
5 Fahasalamana |
Singan-teny | 6 kohaka, lambo |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |