Teny iditra | koha-dambo | |
Singan-teny | kohaka ; lambo | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Kohaka mikotrokotroka mafy [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Toux de sanglier. Se disait d' une toux qui résonne. [2.415] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/02 |