Teny iditra | koka | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Famaritana malagasy | [Taisaka] antitra (voly) [Rakotosaona 1975] | ||||||
Teny iditra | koka | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Famaritana malagasy | Antso [Rajemisa 1985, Rakotosaona 1975] | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Teny iditra | koka | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Famaritana malagasy | [Sihanaka] tevana madinika [Rakotosaona 1975] | ||||||
Teny iditra | koka | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Famaritana malagasy | [Tanala] fanariana na fandroahana olona ataon'ny fokonolona [Rakotosaona 1975] | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |