| Teny iditra | 1 kokoa |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Teny atao eo aorian' ny mpamarira: entinamampitaha ka milaza fihoarana (raha lazaina ny teny faharoa amin' ny fampitahana, dia asiana ny teny hoe noho eo alohany: Mafy ny vato fa mafy kokoa ny vy / Mamy kokoa ny tantely noho ny akondro
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 placed after a comparative adjective, as: tsara, good; tsaratsara kokoa, better
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 qui indique la comparaison; ex.: tsara, bon; tsaratsara kokoa, meilleur
[1.8] |
| Fikambanana | 6 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 3 misy io teny io |
| Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07 |
|