Teny iditra |
kokoa
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Teny atao eo aorian' ny mpamarira: entinamampitaha ka milaza fihoarana (raha lazaina ny teny faharoa amin' ny fampitahana, dia asiana ny teny hoe noho eo alohany: Mafy ny vato fa mafy kokoa ny vy / Mamy kokoa ny tantely noho ny akondro [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Placed after a comparative adjective, as:
tsara, good;
tsaratsara kokoa, better [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Qui indique la comparaison; ex.:
tsara, bon;
tsaratsara kokoa, meilleur [1.8]
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|