|
|
|
|

Teny iditra1  kokolampo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Karazan' olondia, iray karazana amin' ny Kalanoro sy Kotokely, saingy misy fanahy ratsy sy sompatra ao aminy, araka ny finoan' ny foko sasany; fa tsara sy manasoa olona kosa araka ny finoan' ny foko hafa
Voambolana  4  Fivavahana, finoana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07