Teny iditra | kolahy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro] Fialahilahiana, fitenatenana olona, mialahy [1.78] | |
Teny iditra | kolahy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Babin-katsaka [1.78] | |
Fivaditsoratra | holaky, holika, kaly ho, kolahy |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |