Teny iditra (1/2) | 1 kolejy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tany aloha: 1) Fianarana ambony: Taona inona ianao no niditra tao amin' ny Kolejy? 2) Mpianatra amin' ny kolejy: Kolejy nahay zavatra Itompokolahy Ankehitriny: Trano fianarana misy ambaratonga faharoa ka hatramin' ny kilasy faharoa no ho miakatra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a college |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] collège |
Ohatra |
6 [2.649] Capsey mivady hampianatra ao amin' ny kolejy 7 [2.356] Fagereng, misionera loterana, Talen' ny kolejy tao Antsirabe 8 [2.499] Toa Profesora any amin' ny kolejy ambony no fijeriko an' Ingahy Fara |
Voambolana |
9 Fianarana |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 12 kolejy |
Sokajin-teny | 13 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.78] [Tambahoaka]
kalita |
Ohatra |
15 [2.649] Capsey mivady hampianatra ao amin' ny kolejy. 16 [2.356] Fagereng, misionera lote-rana, Talen' ny kolejy tao Antsirabe; 17 [2.499] Toa Profesora any amin' ny kolejy ambony no fijeriko an' Ingahy Fara. |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |