Teny iditra |
kolejy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Tany aloha: 1) Fianarana ambony: Taona inona ianao no niditra tao amin' ny Kolejy? 2) Mpianatra amin' ny kolejy: Kolejy nahay zavatra Itompokolahy Ankehitriny: Trano fianarana misy ambaratonga faharoa ka hatramin' ny kilasy faharoa no ho miakatra [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A college [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Collège [1.8]
|
Ohatra |
1 | Capsey mivady hampianatra ao amin' ny Kolejy
[2.649]
|
2 | Fagereng, misionera loterana, Talen' ny Kolejy tao Antsirabe
[2.356]
|
3 | Toa Profesora any amin' ny kolejy ambony no fijeriko an' Ingahy Fara
[2.499]
|
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
kolejy
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka]
Kalita [1.78]
|
Ohatra |
1 | Capsey mivady hampianatra ao amin' ny Kolejy.
[2.649]
|
2 | Fagereng, misionera lote-rana, Talen' ny Kolejy tao Antsirabe;
[2.356]
|
3 | Toa Profesora any amin' ny kolejy ambony no fijeriko an' Ingahy Fara.
[2.499]
|
|
|