Teny iditra | 1 kolepaka |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mandringa tsy marim-pamindra, fohy na maratra ny tongotra ila ka ohatra ny taritina |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] limping; loose |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] qui boite, bancal |
Voambolana |
6 Fahasalamana |
Fototeny | 7 lepaka |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 11 akolepak, kapolake, kolepaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |