Teny iditra kôlerà
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Areti-mifindra mandripaka, izay toy izao ny toetoetrany: mivalana matetika sady mandoa izay voany, ary hita mihamahia izaitsizy; ny hafanany midina ambanin' ny an' ny olona salama; ny loto sy ny fahavoretrana no mazàna mahatonga ny kolera izay saika matetika miafara amin' ny fahafatesana [1.1]
 Karazana aretina mifindra mahafaty miseho amin'ny alalan'ny fivalanana sy fandoavana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Choléra [1.13]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: choléra.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/02/08