Teny iditra | 1 kôlerà |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Areti-mifindra mandripaka, izay toy izao ny toetoetrany: mivalana matetika sady mandoa izay voany, ary hita mihamahia izaitsizy; ny hafanany midina ambanin' ny an' ny olona salama; ny loto sy ny fahavoretrana no mazàna mahatonga ny kolera izay saika matetika miafara amin' ny fahafatesana 4 [1.13] karazana aretina mifindra mahafaty miseho amin'ny alalan'ny fivalanana sy fandoavana |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] choléra |
Voambolana |
6 Fahasalamana |
Fivaditsoratra | 7 kelora, kôlerà, laroke, lerako |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |