Teny iditra | 1 kolonely |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] manamboninahitra ambony amin' ny tafika an-tanety sy ana habakabaka, ambany manarakaraka ny jeneraly ary ambony noho ny lietnà kolonely; mitovy fahamboniana amin' ny capitaine de vaisseau amin' ny tafika andranomasina |
Voambolana |
4 Miaramila |
Kamban-teny |
|
Lohateny |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/09 |
![]() |