Teny iditra | 1 komandà |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] [fr, commandant] ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny manamboninahitra amin' ny tafika an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny kapiteny izay ambaniny sy ny lietnà-kolonely izay amboniny; mitovy fahamboniana amin' ny capitaine de corvette amin' ny tafika an-dranomasina |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.19] [Tankarana]
chef, administrateur. |
Voambolana |
5 Miaramila |
Fivaditsoratra | 6 andokam, komandà, mandoka, mondaka, nodakam |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |