Teny iditra komarioke
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Sakalava] Volon' omby mainty na mena misy tsipika fotsy mivolantsinana eo amin' ny handriny [Rajemisa 1985]
Mpanahaka  Soratr'omby

2009/09/01