Teny iditra kombarika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hazo atao amin' ny rindrina toy ny talantalana mba hahafahana mandalotra na mianika; matetika koa anefa dia ny lavaka itsofohan' io hazo io amin' ny rindrina no maro mpanao hoe kombarika, na dia efa manana ny anarany aza io, dia ny hoe "lava-kombarika" [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A scaffold; holes for fastening scaffolding [1.7]
Fanazavàna teny frantsay échafaudage, trous pour fixer un échafaudage [1.8]
Tovy hevitra kombarina
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31