Teny iditra komitim > komitỳ
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Antokon' olona vitsivitsy notendrena hiara-mihevi-draharaha na handinika toe-javatra iray
Mitovy hevitra: vaomiera [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   a committee [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   comité [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Ny fihaviany   Anglisy: committee.