Teny iditra | 1 kômitỳ |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Antokon' olona vitsivitsy notendrena hiara-mihevi-draharaha na handinika toe-javatra iray [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 a committee [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 comité [1.3] 6 comité [1.8] |
Ohatra |
7 Dia ny tenako no notendren' ny Komity [2.356#187] 8 ny fametrahana ny komitim-paritra DPP eny amin’ireo Faritra [1.384#16] 9 Araka ny tetiandron' ny fifidianana natolotry ny Kaomity Nasionaly Mahaleotena momba ny Fifidianana (CENI) [1.384] |
Haiendriteny |
|
Tsipelina hafa | 11 kaomity |
Mpanahaka | 12 vaomiera |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 14 kômitỳ, mitoky |
Nohavaozina tamin' ny 2021/10/12 |