Teny iditra komoka > homoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitsakoana na fihinanana zavatra afinafenina ka tsy sokafana mihitsy ny vava amin' izany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Gargling, rincing [1.2]
Sampanteny 
Tovy hevitra homokomoka