|
|
|
|

Teny iditra1  komonisma
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fitantanan-karena mifototra amin' ny sosialisma, saingy manan-tombo aminy noho ireto zavatra telo loha ireto: fanafoanana ny fananan-javatra an' ny tena samy irery, fandravonana ny harena amam-pananan' ny olona rehetra, ary fandavana ny fisian' Andriamanitra sy fitsipahana ny fivavahana, izay lazaina ho zava-mahadoroka ny olona tsy iheverany ny mahasoa azy etỳ an-tany
Voambolana  4  Pôlitika

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07