|
|
|
|

Teny iditra1  konainaina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fitaraindrainana toy ny an' ny alika voakapoka, fitolokoana, fitomaniana, fimenomenonana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] cris, gémissements des chiens qu'on bat, pleurs des enfants
murmures, plaintes du peuple ou d'un subordonné mécontent
Voambolana  5  Feo
Fototeny  6  nainaina
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny fameno :
9  Anarana :
10  Mpamaritra :
Tovy hevitra  11  konaina

Fivaditsoratra  12  anikinanao, iankinanao, konainaina, nianianako, nikaonanay

Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30