Teny iditra konfesy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy (Fivavahana katolika) Filazana ny fahotana amin' ny pretra mba hahazoana ny famotsorana. (Ny konfesy dia miompana amin' ilay tenin' i Kristy tamin' ny Apostoly manao hoe: "Raiso ny Fanahy Masina, ny fahotana izay havelanareo dia ho vota vela, ary izay hotananareo dia ho voatana" [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy confession to a priest [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay confession [Abinal 1888]
 confesse, la confesse [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 
Ny fihaviany Frantsay: confesse.

2013/02/01