Teny iditra kongona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Bibikely mpitsentsitra ra ka mahatonga hidihidy lozantany somary mahamaimay izany [1.1]
 Karazana katsentsitra mivelona amin'ny ran'ny zavamiaina [1.13]
Fanazavàna teny anglisy A bedbug; a cattle tick [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Tique [1.8, 1.196]
 Punaise des lits [1.8]
 Punaise [1.13]
 Parasite du bétail [1.196]
Ohatra 
1Tamin' ny sasany, feno kongona ny trano, ka rehefa alina ny andro, latsaka mipatrapatraka avy any amin' ny valindrihana ireny [2.472]
2noho ny hakingan'i Voahirana sy i Dolfa tamin' ireo fanamiana nahitam-pamonjena ireo dia i Lekodia kosa no asian'ny kongona sy ny parasy ao amin' ilay fisoko nanidiana azy [2.895]
Voambolana 
Sampanteny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/27