Teny iditra | 1 kongorevo |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.10] jereo kongomaika 4 [1.1] Asa na hevitra natao amim-pahamaikana tsy nisy fiomanana fa novonjivonjena fotsiny amin' izao: Natao kongorevo ny fanomanana ny fety ka tsy nahomby |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] who does careless work; carelessly done |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] fait à la vite, bâclé (travail) |
Tovy hevitra | 7 # |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |