Teny iditra konseritra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Hiran-javamaneno isan-karazany atao indray miaraka; indraindray koa anefa tantara an-dampihazo ataon' ny fiangonana protestanta [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a concert; a church-sponsored musical show [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay concert [Hallanger 1974]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: concert.

2013/02/01